Fanoherana ny famarotana na fandrefesana ny tany "NAMAKIA LOVAIN-JAFY " MANAKARA BE

Destinataire(s) : Tompon'andraikitra ara-panjakana TOPO, DOMAINE , Fitsarana , Maires , Députés, Gouverneur Fitovinagny
Fanoherana ny famarotana na fandrefesana ny tany "NAMAKIA LOVAIN-JAFY " MANAKARA BE

Izahay taranak'i TSIRANGOVY BERNARD Père dia manohitra ny kolikoly sy ny famarotana ny tanindrazanay ao" NAMAKIA LOVAIN-JAFY" MANAKARA BE izay misy hikasa handrefy amin'ny 15 Juillet 2022 izao ka ireo izay mikasa sy hanantanteraka izany dia ho toherinay marin-drano ary ho torinay amin'ny FITSARANA na ny mpamarotra na ny mpividy na ireo iraitsikombakomba hanatanterahàna izany , TANINDRAZANAY io sady TSY AMIDY TSY ATAKALO

Auteur : Parillaud

<% $t("Number of signatures:") %>

En signant la pétition j'accepte que Les Lignes Bougent traite mes données à des fins de gestion des signatures et des commentaires. J’accepte également d’être informé(e) des actions citoyennes initiées via Les Lignes Bougent. Pour en savoir plus sur ces traitements et sur mes droits, je consulte la politique de confidentialité. Tout commentaire doit respecter la charte des contenus de la communauté LLB. Lire la charte.
<% $t("Hour") %> <% $t("Postal Code") %> Nom
<% signature.lapse %> <% signature.details.postalCode %> <% signature.details.name %> <%signature.details.surname %>

Commentaires